Ayam — Selfish

Текст песни с аккордами

    	    	Вступление

[Intro]
G#m E B F#
G#m E B F#



[Verse 1]

G#m*                                  B*
         Zah rehefa Tia Dia mihatra @ ny aiko
         G#m*                                     B*
Satria ny  ahy ny ato antsaiko hoe anah ianao Dia  tsy zaraiko
G#m*                            B*
         Lasa sarompiaro tena  tsy laitra
        G#m*                      E*        B*
mandeha lavitra loatra tsy tanako mihitsy  ny saiko



[Pre-Chorus]

        G#m      E              B
Oay hoa eee...Be hambopo loatra aho
F#             G#m
Ny tena tsy Tia mihafy
   E                B
Ka aleo zah irery ihany
       F#           G#m
satria tsisy tsisy mazaka
   E               B
Bé loatra ny feriko io
 F#               G#m
lasa tsy mety mahatoky
   E                  B
Ka aleo zah irery ihany
       F#             G#m
satria tsisy tsisy mahatana


[Chorus]
     E          B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#              G#m
tiako loatra anie zah Ty e

     E         B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                  G#m
Ny fahalemeko aleo ho ahy irery

     E         B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                 G#m
Aza sokirina fa zah tsy hiteny
      E                 B
Mankasitraka  fa aleo irery aho
F#                   G#m
Izay izao no tiako e


[Verse 2]
                 B*
Nanandrana nandefitra aho
G#m*                                   B*
  Toa vao maika ianao lasa nirifatra natahotra
G#m                                     B
      Rehefa avy eo mitady ahy isan'andro hoe
     G#m                               B
Atsaharo oa Lay fitsapana fa n'y fonao omena.



[Pre-Chorus]

        G#m      E              B
Oay hoa eee...Be hambopo loatra aho
F#             G#m
Ny tena tsy Tia mihafy
   E                B
Ka aleo zah irery ihany
       F#           G#m
satria tsisy tsisy mazaka
   E               B
Bé loatra ny feriko io
 F#               G#m
lasa tsy mety mahatoky
   E                  B
Ka aleo zah irery ihany
       F#             G#m
satria tsisy tsisy mahatana


[Chorus]
     E          B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#              G#m
tiako loatra anie zah Ty e

     E         B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                  G#m
Ny fahalemeko aleo ho ahy irery

     E         B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                 G#m
Aza sokirina fa zah tsy hiteny
      E                 B
Mankasitraka  fa aleo irery aho
F#                   G#m        E         B
Izay izao no tiako e


[Bridge]
 F#         G#m      E         B
Aleo za irery ihany

 F#>    G#m>    E>    B>
Aleo za irery ihany
       F#>        G#m>      E
Ouh   ouhhh ouuhh ouhhh

[Pre-Chorus]

B>      F#m>     E             B
ohh ohhhh... Be hambopo loatra aho

 F#             G#m
Ny tena tsy Tia mihafy
   E                B
Ka aleo zah irery ihany
       F#           G#m
satria tsisy tsisy mazaka
   E               B
Bé loatra ny feriko io
 F#               G#m
lasa tsy mety mahatoky
   E                  B
Ka aleo zah irery ihany
       F#             G#m
satria tsisy tsisy mahatana


[Chorus]
     E          B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#              G#m
tiako loatra anie zah Ty e

     E         B
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                  G#m
Ny fahalemeko aleo ho ahy irery

     E         B 
Ouh ouhhhh ouh ouhhhh
       F#                 G#m
Aza sokirina fa zah tsy hiteny
      E                 B
Mankasitraka  fa aleo irery aho
F#
Izay izao no tiako ...

[Outro]		
    

Видео клип

Основные табулатуры аккордов, бой

Аккорды
TopAkkord.ru