Текст песни с аккордами
Вступление [Intro] G#m E B F# G#m E B F# [Verse 1] G#m* B* Zah rehefa Tia Dia mihatra @ ny aiko G#m* B* Satria ny ahy ny ato antsaiko hoe anah ianao Dia tsy zaraiko G#m* B* Lasa sarompiaro tena tsy laitra G#m* E* B* mandeha lavitra loatra tsy tanako mihitsy ny saiko [Pre-Chorus] G#m E B Oay hoa eee...Be hambopo loatra aho F# G#m Ny tena tsy Tia mihafy E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mazaka E B Bé loatra ny feriko io F# G#m lasa tsy mety mahatoky E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mahatana [Chorus] E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m tiako loatra anie zah Ty e E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Ny fahalemeko aleo ho ahy irery E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Aza sokirina fa zah tsy hiteny E B Mankasitraka fa aleo irery aho F# G#m Izay izao no tiako e [Verse 2] B* Nanandrana nandefitra aho G#m* B* Toa vao maika ianao lasa nirifatra natahotra G#m B Rehefa avy eo mitady ahy isan'andro hoe G#m B Atsaharo oa Lay fitsapana fa n'y fonao omena. [Pre-Chorus] G#m E B Oay hoa eee...Be hambopo loatra aho F# G#m Ny tena tsy Tia mihafy E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mazaka E B Bé loatra ny feriko io F# G#m lasa tsy mety mahatoky E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mahatana [Chorus] E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m tiako loatra anie zah Ty e E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Ny fahalemeko aleo ho ahy irery E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Aza sokirina fa zah tsy hiteny E B Mankasitraka fa aleo irery aho F# G#m E B Izay izao no tiako e [Bridge] F# G#m E B Aleo za irery ihany F#> G#m> E> B> Aleo za irery ihany F#> G#m> E Ouh ouhhh ouuhh ouhhh [Pre-Chorus] B> F#m> E B ohh ohhhh... Be hambopo loatra aho F# G#m Ny tena tsy Tia mihafy E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mazaka E B Bé loatra ny feriko io F# G#m lasa tsy mety mahatoky E B Ka aleo zah irery ihany F# G#m satria tsisy tsisy mahatana [Chorus] E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m tiako loatra anie zah Ty e E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Ny fahalemeko aleo ho ahy irery E B Ouh ouhhhh ouh ouhhhh F# G#m Aza sokirina fa zah tsy hiteny E B Mankasitraka fa aleo irery aho F# Izay izao no tiako ... [Outro]
Видео клип
Основные табулатуры аккордов, бой
